Dangun

Avy amin'i Wikipedia

Dangun (koreana: 단군; 檀君; [tan.ɡun]) na Dangun Wanggeom (단군왕검; 檀君王儉; [tan.ɡun waŋ.ɡʌm]) dia ilay mpanorina malaza ary mpanjaka andriamanitry ny Gojoseon, fanjakana Koreana voalohany eo amin'ny misy ny faritany sinoan'i Liaoning, ankehitriny. Izy no lazaina fa "Zanaky ny lanitra" sady "Zanaka orsa" ary nanorina ny fanjakana tamin'ny 2333 talohan'i JK.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.