Hankany amin'ny vontoatiny

Cuando

Avy amin'i Wikipedia
Chobe

Ny reniranon'i 'Cuando' (na Kwando) dia renirano any atsimo-afovoan'i Afrika mikoriana mamakivaky an'i Angola sy Namibia eo amin'ny sisin-tany avaratra amin'i Botsoana. Mivarina any Zambezi izy io.