Collège Mitantsoa

Avy amin'i Wikipedia

Ny Collège Mitantsoa dia sekoly niorina tamin'ny taona 1995 tao Antsahamaina Andafiavaratra Ankadikely Ilafy eo akaikiny tranom-barotra Nooro tower izay 10 km miala ny renivohitra lalovany lalam-pirenena faha-3 (RN3).