Charlotte's Web (horonantsary, 1973)
Sauter à la navigation
Sauter à la recherche
|
Charlotte's Web (Malagasy: Tranonkalan'i Charlotte) dia horonantsary amin'ny sarimihetsika amerikana notontosain'i nataon'i Hannah-Barbera Productions, ary nivoaka tamin'ny 1 Martsa 1973.
Nomena tohy ilay horonantsary tamin'ny 2003, ary ny anaran'ilay tohy dia Charlotte's Web 2: Wilbur's Great Adventure.