Charlotte's Web (horonantsary, 1973)

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Charlotte's Web (filma 1973))
Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka horonantsary ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Charlotte's Web (horonantsary, 1973)
Charlotte's Web
Firenena Etazonia

Ny Charlotte's Web na Le Petit Monde de Charlotte (« Tranonkalan'i Charlotte ») dia sarimihetsika Amerikana novokarin'ny Hannah-Barbera Productions, nivoaka tamin'ny 1973, avy amin'ny filazàna mitovy anarana nataon'i E. B. White tamin'ny 1952. Ny voatotin'ny tantarany dia fihavanany eo misy kisoa, Wilbur sy hala, Charlotte.

Nomena tohy ilay horonantsary tamin'ny 2003, ary ny anaran'ilay tohy dia Charlotte's Web 2: Wilbur's Great Adventure.