Brother Bear

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Wiki letter w.svg   Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010)

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Brother Bear
Firenena Etazonia
Fiteny anglisy
Maskôty mampisehon'i Kenai sy Koda amin'ny Epcot.

Brother Bear dia horonantsary amin'ny sarimihetsika amerikana notontosain'i nataon'i Walt Disney Feature Animation, ary nivoaka tamin'ny 1 novambra 2003. Ireo olona nampindrana ny feony ho an'io sarimiaina io dia i Joaquin Phoenix, Jeremy Suarez, Rick Moranis, Dave Thomas, Jason Raize, D.B. Sweeney, Joan Copeland, ary i Michael Clarke Duncan.

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka horonantsary ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.