Brookesia micra
Apparence
Ny Brookesia micra dia karazana tanalahy kely indrindra hita ao amin'ny Nosy Hara, any Antsiranana. 29 milimetatra monja no habeny rehefa lehibe.
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |