Brexit

Avy amin'i Wikipedia

Ny Brexit na ny Fivoahan'ny Fanjakana Mitambatra amin'ny Vondrona Eoropeanina dia hetsika mampiroborobo ny fivoahan'ny Fanjakana Mitambatra amin'ny Vondrona Eoropeanina vokatry ny fitsapa-kevi-bahoaka natao tamin'ny taona 2016. Tamin'izany fitsapa-kevi-bahoaka izany 51.9% n'ny mpifidy tao Angletera (firenena lehibe indrindra ao amin'i Fanjakana Mitambatra) no nifidy hanohana ny fivoahan'ny ny Fanjakana Mitambatra amin'ny Vondrona Eoropeanina. Ny firenena hafa toa i Ekôsy, Valesa ary Irlandy Avaratra kosa anefa dia nifidy ny hijanona ao amin'ny Vondrona Eoropeanina.

Tamin’ny 29 Martsa 2017, dia nanambara ny hiala amin’ny Vondrona Eoropeana governemantan’ny Fanjakana Mitambatra amin’ny anaran’ny Andininy faha-dimampolon’ny Fifanarahan’ny Vondrona Eoropeanina.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.