Hankany amin'ny vontoatiny

Borera

Avy amin'i Wikipedia
Lucanus cervus

Ny borera bibikely kôleôptera, mamorona ny fianakaviana Scarabaeidae, ao amin' ny renifianakaviana Scarabaeoidea. Anisan’ izany ny bibikely ao amin' ny zana-pianakaviana Dynastinae, ny Oryctes nasicornis, ny voantay, ary ny Melolonthinae (voangory).

Ohabolana

[hanova | hanova ny fango]
  • Borera sy voantay mifampitolona ka ny lohany no amantarana azy.
Oryctes nasicornis
Melolontha melolontha (voangory)