Bokin'ny Fahaterahan'i Maria
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Bokin'ny Fahaterahan'i Maria na Evanjelin'ny Fahaterahan'i Maria izay nitondra ny loheteny latina tamin'ny voalohany hoe De Mariae[1] dia boky apokrifa kristiana. Tsy tokony hafangaro amin'ilay boky mitondra ny lohateny hoe Tantaran'ny Fahaterahan'i Maria sy ny Fahazazan'ny Mpamonjy io boky io[2].
Fanakambanana ny Protevanjelin'i Jakoba sy ny Evanjelin'i Pseodo-Matio io asa soratra io izay mitantara ny fahaterahana sy ny fahatanoran'i Maria. Teo anelanelan'ny taonjato faha-6 sy faha-7, na tamin'ny taona 868-869 no nanoratana azy[3]. Voalaza ho i Pseodo-Hieronimo na koa i Paskhasio Radberto no nanoratra azy[1].
Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]
Ireo evanjelin'ny fahazazana:
- Evanjely armenianan'ny Fahazazana
- Bokin'ny Fahaterahan'i Maria
- Evanjelin'i Pseodo-Matio
- Evanjelin'ny Fahazazana araka an'i Tomasy
- Evanjely arabon'ny Fahazazana
- Protevanjelin'i Jakoba
Loharano[hanova | hanova ny fango]
- ↑ 1,0 et 1,1 Séverine Ferraro, Les images de la vie terrestre de la Vierge dans l'art mural (peintures et mosaïques) en France et en Italie : des origines de l'iconographie chrétienne jusqu'au Concile de Trente, 2013 (vakio eto [tahiry]). Jereo p. 150.
- ↑ Histoire de la nativité de Marie et de l'enfance du Sauveur [tahiry], dikan-tenin'i Gustave Brunet (site Remacle).
- ↑ Évangile de la nativité de Marie [tahiry] (site de la Bibliothèque nationale de France).