Bokin' i Mosesy

Avy amin'i Wikipedia

Ny Bokin' i Mosesy dia boky kanônikan' ny Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany, izay tafiditra ao amin' ny boky antsoina hoe Voahangy Lafo Vidy. Ao no ahitana ilay dikan-teny lazaina hoe "voatsindrimandry" an' ireo toko fito voalohany ao amin' ny Bokin' ny Genesisy nataon' i Joseph Smith.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]