Bisikileta

Avy amin'i Wikipedia

Ny Biskileta (Na Velô) dia fiara mandeha an'tany manana kodiarana roa (avy aminio no anarany aminy teny Frantsay) mifanitsy.

Ny hery mampihetsika azy dia avy any amin'ny tongotr'olona (siklista)(aminy pedalina) amin'ny fipetrahana mipetraka na matory na mitsangana.

Ny pedalina otran'ny hoe palier na vilebrequin. Ny bisikileta dia isan'i fiara miasa antain'i faritany, ny pratikany, ilay siklisma dia