Hankany amin'ny vontoatiny

Bernardo Rezende

Avy amin'i Wikipedia
Bernardo Rezende

Bernardo Rocha de Rezende (teraka ny 25 Aogositra 1959 tao Rio de Janeiro), fantatra amin'ny anarana hoe Bernardinho, dia mpilalao volley, mpanazatra, mpahay toekarena, mpanao politika ary mpandraharaha breziliana taloha.[1]

Amin'izao fotoana izao dia mpanazatra ny Sesc-Flamengo sy ny Ekipa Volley-ball Lehilahy Breziliana izy.

Anaram-boninahitra azo Amin'ny maha-mpilalao azy

  • 1981 - Tompondaka Amerikana Tatsimo
  • 1981 - Medaly varahina tamin'ny fiadiana ny amboara eran-tany tamin'ny volley (1981)
  • 1982 - Tompondaka eran-tany
  • 1982 - Medaly volafotsy tamin'ny fiadiana ny amboara eran-tany tamin'ny 1982
  • 1983 - Tompondaka Amerikana Tatsimo indroa
  • 1983 - Medaly volamena tamin'ny Lalao Pan-Amerikana tao Caracas
  • 1984 - Medaly volafotsy tamin'ny Lalao Olaimpika tao Los Angeles
  • 1985 - Tompondaka Amerikana Tatsimo intelo
  • 1986 - Tompondaka Amerikana Tatsimo


  1. Bernardinho projeta 2025