Baibolin' i Zurich

Avy amin'i Wikipedia
Baibolin' i Zurich tamin' ny taona 1531

Ny Baibolin' i Zurich dia fandikana ny Baiboly mifototra, araka ny tantara, amin' ny fandikana nataon' i Ulrich Zwingli. Ny fanontana farany dia mikendry ny fahazavana ara-pilôlôjia. Atao hoe Zürcher Bibel na Zwinglibibel izany amin' ny teny alemana.