Athena

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Athena mandinika, bas-relief natao amin'ny -460. Akrôpôlin' Athina

Athena na Athene (amin'ny fiteny attika Ἀθηνᾶ / Athênã na amin'ny fiteny iôniana Ἀθήνη / Athếnê), dia andriamanitra amin'ny mitolojia grika, fantatra amin'ny anarana « Minerve » any amin'ny Romana. Tenenina « Pallas Athena » andriamanitry ny ady, ny fahendrena, ny mpiasa tanana ary ny mpampianatra koa izy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.