Fiteny atabaskana

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Atabaskana)
  

Ny fiteny atabaskana dia vondrom-piteny ngeza be ao amin' ny tapany avaratra sy atsimon' i Amerika Avaratra. Ny fiteny atabaskana dia fianakavina faharoa amin' ny isan' olona mpiteny azy sy amin' ny isan' ny fiteny (ny fiteny nahoatla dia ao anatin' ny fianakaviam-piteny atabaskana); amin' ny haben' ny tany, ny Aljika ihany no manana velarana ngeza indrindra.

  • Vondrona ambanin' ny Southern Alaskan
1. Ahtna
2. Dena’ina (Fantatra koa amin'i Tanaina)
  • Alaska afovoany – Yukon subgroup
3. Deg Xinag (Fantatra koa amin'i Deg Hit'an, Kaiyuhkhotana)
4. Holikachuk (Fantatra koa amin'i Innoko)
5. Koyukon
6. Kolchan (fantatra koa amin' ny hoe Upper Kuskokwim)
7. Lower Tanana (Fantatra koa amin' ny hoe Tanana)
8. Tanacross
9. Tananà
10. Tutchone ambany
11. Tutchone ambony
12. Gwich’in (Fantatra koa amin' ny hoe Kutchin)
13. Hän (Fantatra koa amin' ny hoe Han)
  • Vondrona ambanin' i Northwestern Canada
A. Tahltan-Tagish-Kaska
14. Tagish
15. Tahltan
16. Kaska
17. Sekani
18. Dunneza (Fantatra koa amin' ny hoe Beaver)
B. Slave-Hare (Southern and Northern Slavey)
19. Slavey (Fantatra koa amin' ny hoe Slave)
20. Mountain
21. Bearlake
22. Hare
23. Dogrib
24. Dene Suline (Fantatra koa amin' ny hoe Chipewyan, Dëne Sųłiné, Dene Soun’liné)
  • Vondrona ambanin' ny Tsetsaut
25. Tsetsaut
  • Vobndrona ambanin' ny Kôlômbia Britanika
26. Babine-Witsuwit'en (Fantatra koa amin' ny hoe North Carrier)
27. Dakelh (Fantatra koa amin' ny hoe Carrier)
28. Chilcotin (Fantatra koa amin' ny hoe Tsilhqot’in)
29. Nicola (Fantatra koa amin' ny hoe Stuwix)
  • Zana-bondrona Sarsi
30. Tsuut’ina (Fantatra koa amin' ny hoe Sarcee, Sarsi, Tsuu T’ina)
  • Vondrona ambanin' ny Kwalhioqua-Clatskanie
31. Kwalhioqua-Clatskanie (Fantatra koa amin' ny hoe Kwalhioqua-Tlatskanie)

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]