Asidra dezôksiribôniokleika

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
DNA animation.gif

Ny asidra dezôksiribôniokleika na ADN dia môlekiola hita amin'ny selan'ny zava-miaina rehetra. Ny ADN dia ahitana ny fampahalalana jenetika rehetra izay ahaveloman'ny zava-miaina.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.