Arsidiôsezin' Antananarivo

Ny Arsidiôsezin' Antananarivo dia iray amin' ireo arsidiôsezy dimin' ny Eglizy Katôlika eto Madagasikara. Ao amin' ny Katedralin' ny Immaculée-Conception ao Antananarivo no misy ny foibeny. Ireto avy ny diôsezy mandrafitra azy:

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
- Arsidiôsezin' Antsiranana
- Arsidiôsezin' i Fianarantsoa
- Arsidiôsezin' i Toamasina
- Arsidiôsezin' i Toliara