Hankany amin'ny vontoatiny

Arapahô

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Arapaho)
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Indiens des plaines ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny Arapahô dia mponina teratanin' i Amerika miaina ao amin' ny Fanjakan' i Colorado sy ny Fanjakan' i Wyoming. Izy ireo dia namanamanan' i Seiena sy naman' ny Dakôta. Mamorona enklavy algônkina izy ireo sy ny Sriena eo andrefan' ny tany lemaka; ny Arapahô Tavaratra izao dia miaina anatin' ny Wind River Reservation (avaratran' i Lander ao amin' ny Wyoming

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]