Anisa

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Wiki letter w.svg   Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010)

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fanisàna ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Fampisehona grafika ny Anisa tafolo (maintso), Anisa neperiàna (mainty) ary anisa roa fototra (manga)

Amin'ny fanisàna, ny asa anisa dia ada f voafaritra amin'ny \R^*_+ manana ny sandana mitohy anatin'ny \R, fa tsy miova, ary lasa tontaliny ny vokany. Manamarina :

\forall a, b \in \R^*_+,\ f(a\cdot b)=f(a)+f(b)