Angga Dermawan
Angga Dermawan (teraka 6 oktobra 1998) dia mpihira sady mpamoron-kira avy any Ternate, Maluku Avaratra Indonezia. Nahavita nangalatra ny sain’ny mpitia mozika tamin’ny alalan’ny hira Faja Skali sy Dola ity mpihira teraka ny taona 1998 ity.[1][2]
Angga Dermawan | |||||||||||||||||||
|
Asa mozika
[hanova | hanova ny fango]Angga Dermawan dia mpihira manana toetra mampiavaka ny feo sy mozika amin'ny fomba Indoneziana Atsinanana. Anisan’ny ravaky ny tatsinanana izy ankehitriny izay tena mirehareha amin’ireo hirany miavaka amin’ny fampiasana ny tenim-paritra. Efa ela no nohatsaraina ny talentany nihira, tamin’ny taona 2012, nandray beatbox i Angga tamin’ny fianarana autodidactique. Tsy very maina ny ezaka nataony, tamin’ny taona 2014, fantatra fa nandrombaka ny fifaninanana “beatbox” tany Ternate i Angga. Taorian'izay dia nanomboka nandray anjara tamin'ny fifaninanana hafa toy ny Java Beatbox Festival izay natao tany Yogyakarta, tamin'ny taona 2016.[3][4]
Discography
[hanova | hanova ny fango]- Faja Sekali
- Dola Dola
- Pulang
- Chei Sudahlah
- Not Like Us
- Cafarune
References
[hanova | hanova ny fango]- ↑ Warnanusa.com Profil Angga Dermawan, Penyanyi Lagu Dola yang Viral di TikTok, Biodata Terbaru: Umur, Keluarga, Instagram nalaina tamin'ny 12 jona 2024 (amin'ny teny indonezianina)
- ↑ radarsemarang.jawapos.com Viral di TikTok Lagu Dola Karya Angga Dermawan nalaina tamin'ny 22 Mey 2024 (amin'ny teny Indoneziana)
- ↑ tribunsumsel.com Lirik Lagu Dola- Angga Dermawan, Trending dan Viral di TikTok nalaina tamin'ny 25 Mey 2024 (amin'ny teny Indoneziana)
- ↑ jagodangdut.com profil angga dermawan nalaina tamin'ny 25 Mey 2024 (amin'ny teny Indoneziana)