Andriamandazoala

Avy amin'i Wikipedia

Andriamandazoala dia Zafiraminia, izay niteraka an' Andriamisara (mpanorina ny tarana-panjaka maroseraña sady mpanorina ny Fanjakan' i Menabe).