Andramosabe
Fiseho
Andramosabe dia tanàna ao amin'ny kaominina Ambohitrarivo, distrikan'Amparafaravola, faritr' Alaotra-Mangoro.
Tantara
[hanova | hanova ny fango]Jeografia
[hanova | hanova ny fango]Toe-karena
[hanova | hanova ny fango]Ao Andramosabe dia misy ny orinasa Madrigal izay mamboly sy mitoto vary.
