Anaran'ny azo isaina
Ny anaran'ny azo isaina dia zana-tsokajin'ny anarana izay azo faritana amin'ny alalan'ny mpamaritra isa sy/na ny mpamaritra rehetra afaka mandray ny mariky ny filaza isa (miaza tokana na milaza maro sns). Mifanohitra amin'ny atao hoe anaran'ny tsy azo isaina izany.