Aller au contenu

Ampongatapaka

Avy amin'i Wikipedia
Okrainiana vavy mively ampongatapaka

Ny ampongatapaka dia zavamaneno velezina, karazana amponga kely tsy manana afa-tsy tava iray, miely manerana izao tontolo izao, ny vatany dia vita amin' ny hazo (amin' ny ankapobeny), manana savaivo eo amin' ny 20 ka hatramin' ny 50 sm eo ho eo anenjanana hoditra na zavatra manify hafa mba hovelezina hanome ny feony.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]