Amphibia

Avy amin'i Wikipedia
Karazany tamin'ny amphibia

Kilasy biby tondraka hatsiaka sy manana taolan-damosina, izany manatody amin'ny rano, miaina rivotra mampiasa havokavoka sy mandeha amin'ny tany amphibia. Dia ahitana ny sahona, ny saobakaka, ny salamandridae, sy ny apoda. Dia tsy maintsy mijanona akaiky rano ny ankamaroany amphibia. Mihetsika bebe kokoa amin'ny alamorana izyireo. Monina ny tanykarakaina vitsy karazana amphibia (ohotra Breviceps macrops).

Ny fahiny mbola velona fianakaviana tamin'ny amphibia ny salamandridae. Toa toy ny androngo ny salamandridae, nefa manana hoditra sy atody latsaky tantera-drano ny salamandridae. Manatody tsotra atody, tsy misy tapotsin atody na hafa tambatsela, ny amphibia. Sady tsikariny mbola toy ny trondro ny salamandridae.

Dia midika hoe 'amin'ny andaniny roa' na 'miaina roa fiainana' amin'ny teny Grika fahiny 'amphibia'.[1]

Citation[hanova | hanova ny fango]

  1. Berkeley University - Introduction to Amphibians