Hankany amin'ny vontoatiny

Ambatoboeny

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Ambato Boina)

16°47′S 46°32′E / 16.783°S 46.533°E / -16.783; 46.533

Ambato-Boeny
Velarantany596,60 km2
Isan'ny mponina35 000
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
Firenena Madagasikara
Fanjakana
FaritanyMahajanga
FaritraBoeny
Tanàna mifanolo-bodirindrina
Ambatoboeny eto Mahajanga

Ambato-Boeny dia tanàna mahavokatra eto Mahajanga, indrindra fa votabia sy voanjo sy ny hafa koa.

Tamin’ny taona 2015, dia nizara roa ny kaominina ambanivohitr’Ambato Ambarimay dia ny kaominina ambanivohitr’Ambato-Boeny sy ny kaominina ambanivohitra Ambesisika.