Hankany amin'ny vontoatiny

Ambato-Boeny

Avy amin'i Wikipedia

16°47′S 46°32′E / 16.783°S 46.533°E / -16.783; 46.533

Ambato-Boeny
Velarantany 596,60 km2
Isan'ny mponina 35 000
Tanàn-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Madagasikara
Fanjakana NC
Faritany Mahajanga
Faritra Boeny
Tanàna mifanolo-bodirindrina NC
Ambatoboeny eto Mahajanga

Ambato-Boeny dia tanàna mahavokatra eto Mahajanga, indrindra fa voatabia sy voanjo sy ny hafa koa.

Tamin’ny taona 2015, dia nizara roa ny kaominina ambanivohitr’Ambato Ambarimay dia ny kaominina ambanivohitr’Ambato-Boeny sy ny kaominina ambanivohitra Ambesisika.