Alphonse Massemba-Débat

Avy amin'i Wikipedia
Alphonse Massamba-Debat

I Alphonse Massamba-Débat dia mpanao pôlitika sy mpitondra fanjakana tao amin' ny Repoblikan' i Kôngô izay filohan' ny Repoblika tamin' ny taona 1963 hatramin' ny 1968 sady nanao fitondrana anjakan' antoko tokana. Teraka tamin' ny taona 1921 tao ao Nkolo ao amin' ny distrikan' i Boko (Pool) ary maty tamin' ny 25 Marsa 1977 izy.