Alika (zodiaka)

Avy amin'i Wikipedia

Ny alika (狗) dia fahiraika ambin'ny folo amin'ny tsingerin'ny biby 12 taona izay miseho amin'ny zodiaka sinoa mifandraika amin'ny kalandrie sinoa.