Alger
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Algiers)
36°46′10″N 3°13′13″E / 36.76933°N 3.22033°E
| Alger | ||
| Velarantany | 363 km2 | |
| Isan'ny mponina | 3 415 811 | |
| Tanàn-dehibe | NC | |
| Ben'ny tanàna | M. Mohamed Kebir Addou | |
| Firenena | Aljeria | |
| Fanjakana | NC | |
| Faritany | NC | |
| Faritra | NC | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Algiers | |
I Alger dia tanàna renivohitr' i Aljeria. Atao hoe الجزائر العاصمة / Al-Jazāʾir El ʿĀṣima izy amin' ny teny arabo fa ⴷⵣⴰⵢⴻⵔ / Dẓayer na Lezzayer kosa amin' ny teny berbera. Tamin' ny taona 2010 izy dia nisy mponina miisa 6 730 000 fa nanodidina ny 8 000 000 izany tamin' ny taona 2020.
