Akoileia

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

I Akoilea na Akoileia dia kaominina misy mponina 4 000 ao amin'ny faritanin'i Udine, ao amin'ny faritra mizaka tena atao amin'ny teny italiana hoe Friuli-Venezia Giulia (fratsay: Frioul-Vénétie Julienne) any Italia. Ara-tantara dia niorina tamin'ny taona 181 tal. J.K. io tanàna io, ka isan'ny tanàna lehibe nanana ny maha izy azy tao amin'ny Empira romana. I Akoilea dia isan'ireo tanàna foiben'ny kristianisma koa satria tao no nisy ny lapan'ny patriarkatan'i Akoilea teo anelanelan'ny taonjato faha-4 sy faha-15.