Hankany amin'ny vontoatiny

Abidjan

Avy amin'i Wikipedia
Abidjan
-
VelarantanyNC
Isan'ny mponina5 878 609
Tanàn-dehibeNC
Ben'ny tanànaPierre Djédji Amondji
FirenenaNC
FanjakanaNC
FaritanyNC
FaritraNC
Tanàna mifanolo-bodirindrinaAbidjan
Abidjan

Abidjan, renivohitra ara-toe-karenan'i Côte d'Ivoire, dia tanàna anisan'ny geza indrindra any Afrika eo aorian'i Lagos (Nigeria) ; Abidjan ny tanàna miteny frantsay ngeza indrindra any Afrika. Araka ny census natao tamin'ny 2009, 5 878 609 ny isan'ny mponina any Abidjan, roapolo isan-jaton'ny isam-ponina tontalin'ny Côte d'Ivoire. Ny tanànan'i Lagos (renivohitr'i Nigeria taloha) irery ny mandresy an' Abidjan amin'ny lafin'ny isam-ponina any Afrika. Amin'ny 2025, ny fanavaozana lehibe ny anarana tamin'ny vanim-potoanan'ny fanjanahantany dia halamina ho anarana afrikanina bebe kokoa.

Ny fokotanin'i Plateau
Ny fokotanin'i Plateau