4Mi (Madagasikara)

Avy amin'i Wikipedia

Ny 4Mi na Katirami dia ireo olona eo amin' ny fiarahamonina malagasy an-drenivohitra izay mahantra faraidiny. Mirenireny sy mangataka eny an- dalambe izy ireo. Matetika no tsy manana trano honena ihany koa izy ireo ka matory eny ambany tetezana na tonelina.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]