29 Febroary
Ny 29 Febroary no andro faha-60 — antsoina hoe andro “sosoka” — amin'ny taona mitsambikina andro iray amin'ny tetiandro gregoriana — 306 sisa ny isan'ny andro amin'io taona io —; sy amin'ny tetiandro joliana, izay tsy isian'io andro amin'ny taona (quantième) io ao anatin'ny volana febroary, afa-tsy isaky ny efa-taona ihany.[1]
Ao amin'ny kalandrie gregoriana anefa, na dia mijoro aza ny fotokevitry ny figadonan'ny taona mitsambikina isaky ny efa-taona, dia nesorina tsy ho ao anatin'ny taona mitsambikina ireo taona azo zaraina 100 nefa tsy voazara 400. Tsy tafiditra ao anatin'ny taona mitsambikina noho izany, ohatra ny taona 1700, 1800 ary ny taona 1900; Noho izany, tafiditra ho taona mitsambikina ny taona 2000 sy 2400 satria voazara 400 tsy ilaina faingo aotra aotra (a,00).[2]
Ireo zavatra nitranga tamin'ny andron'ny 29 Febroary.
Teraka
[hanova | hanova ny fango]- 1576 : Antonio Neri — injeniera
- 1792 : Gioachino Rossini —
- 1824 : Onofrio Abbate — Dokotera, mpahaisiansan-javaboahary, mpanoratra
- 1836 : Brian McConnell — injeniera sivily
- 1840 : Giulio Adamoli — injeniera, mpanao politika
- 1860 : Herman Hollerith — mpamorona, injeniera, mpanao matematika
- 1880 : Louis Rustin — mpamorona
- 1892 : Gaetano Castelfranchi — mpahay fizika, injeniera
- 1896 : William A. Wellman — talen-koronantsary, mpilalao, mpanoratra senariô
- 1912 : Boris Tchertok — injeniera
- 1916 : Dinah Shore — mpilalao, mpanoratra senariô, mpilalao amin'ny horonantsary
- 1936 : Jack Lousma — mpanamory sambon-danitra
- 1952 : Roger Gustafsson — mpilalao baolina kitra
- 1956 : Kari Eloranta — mpilalao baolina kitra
- 1980 : Çağdaş Atan — mpilalao baolina kitra
- 1984 : Anna Paulson — mpilalao baolina kitra
- 1988 :
- Benedikt Höwedes
- Mikel Balenziaga — mpilalao baolina kitra
- 1992 : Payam Sadeghian — mpilalao baolina kitra
Maty
[hanova | hanova ny fango]- 1912 : Charles Scrope Hutchinson — injeniera
- 1932 : Cosimo Canovetti — injeniera
- 1976 :
- Grover Loening
- Izaak Opatowski — injeniera, mpahay siansa, mpanao matematika
- ↑ Le 29 février est le 60e jour — dit « intercalaire » — d'une année bissextile du calendrier grégorien — il en reste ensuite 306 — ; et du calendrier julien, dans lequel ce quantième de février n'existe / n'existait que tous les quatre ans (au rythme desdites années bissextiles) de manière plus absolue. Wikipédia frantsay
- ↑ Dans le calendrier grégorien en revanche, malgré ce même rythme quadriennal de principe, on exclut de la bissextilité les millésimes divisibles par 100 mais non par 400, par exemple 1700, 1800, 1900 ; ainsi les années 2000 et 2400 dont ces nombres sont divisibles par 400... (Wikipedia teny frantsay)