Hankany amin'ny vontoatiny

20 Novambra

Avy amin'i Wikipedia

Ireo zavatra nitranga tamin'ny daty 20 Novambra.

Hetsika manan-danja sy/na fankalazàna

[hanova | hanova ny fango]
  • 1970: Daty voalohany nanoloran'ny vondrona Palmares ny daty 20 Novambra ho fety nasiônaly entina hankalazàna ny andro nifohazan'ireo mainty hoditra tao Palmares. Ny taona 1971 noho izany, no taona nankalazàna azy voalohany.[1]
  1. https://mg.globalvoices.org/2024/12/14/172824/