2012 (horonantsary, 2009)

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Wiki letter w.svg   Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Aprily 2010)

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

2012 dia filma voina (film catastrophe) nivoaka tany amin'ny sinema tamin'ny 2009, nataon'i Roland Emmerich. Ny olona milalao ao anatin'io filma io dia i John Cusack, Amanda Peet, Danny Glover, Thandie Newton, Oliver Platt, Chiwetel Ejiofor, ary i Woody Harrelson. Io filma io dia nozarain'i Columbia Pictures. Nanomboka natao tamin'ny volana Aogositra 2008 io filma io tany Vancouver.

Famoahana[hanova | hanova ny fango]

Toerana nanaovana illay filma[hanova | hanova ny fango]

Natomboka tany Vancouver ilay filma tamin'ny volana Aogositra 2008.

Fanandratana[hanova | hanova ny fango]

Ny martketing ilay filma dia avy amin'ny campagne ny fikambanana tsy tena misy, « Institute for Human continuity », miaraka amin'ny boky tsy tena misy nosoratan'i Jakson Curtis ary manan-dohateny Farewell Atlantis (Veloma Atlantis), ary avy amina laminasa lehibe anaty ny media, ny vaovao isan-andro amin'ny alàlan'ny blaogy sy famoahana eo amin'ny radio ataon'ny adalan'apokalipsy Charlie Frost eo amin'ny sehany internet This Is The End. Io campagne io dia nampisy tsikera maromaro, ary noheverina fa karazana marketing viral.

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.