Aller au contenu

Kaominina any Frantsa: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Page créée avec « Any Frantsa, ny '''kaominina''' dia fizarana administravika, ny fizaram-paritany kely indrindra any Frantsa. Ny kaominina dia tanin'ny tanàna na vohitra. Ny velarantanin... »
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 6 Desambra 2009 à 12:40

Any Frantsa, ny kaominina dia fizarana administravika, ny fizaram-paritany kely indrindra any Frantsa. Ny kaominina dia tanin'ny tanàna na vohitra. Ny velarantaniny dia mety miovaova be mihintsy (ny kaominina ngeza indrindra any Frantsa dia Paris : manana isam-ponina roa tapitrisa, ary ny kaominina kely isam-ponina indrindra tsy tsy misy olona)

Tamin'ny 1 Martsa 2008, misy kaominina 36 783 any Frantsa (212 any ampitan-dranomasina) maka ny tontalin'ny firenena frantsay - afats'i Saint-Barthélemy, Saint-Martin, Wallis-et-Futuna sy ny tany tsy misy olona (Antarktika frantsay, nosy Clipperton).

Tamin'ny 1 Janoary 2009, nisy kaominina 36 686 any Frantsa [1]

Io isa io (36 783) dia antsasan'ny isa tontalin'ny kaominina anatin'ny Eoropa 15[2].

Zaraasa

Na dia misy difference be aza ny isam-ponin'ny kaominina frantsay, mitovy daholo ny structure administrativany sy ny fahefana ara-dalànany (afats'i Paris, Lyon sy Marseille, amban'ny lalàna PLM). Ny kaominin'ny Alsace-Moselle dia manana ny mahasamihafa araka ny lalàna azony tamin'izy lasa Alemana tamin'ny taona 1871-1919. Ny kaominina sy ny departementan' Ile-de-France dia manana fitsipika manokana ho azy momban'ny polisy administrativa.

Ny kaominina dia voarindran'ny conseil Municipal, ny mpikamban'io conseil io dia lany amin'ny alalan'ny suffrage universel direct ho an'ny enin-taona ho avy. Ny conseil municipal dia misafidy ny ben'ny tanàna, ny zaraasany dia mampihatra ny fanapahan-kevitry ny conseil.

Jereo koa

Rohy ivelany

  1. [1]
  2. L’analyse des comptes 2003 des communes, Rapport du ministère des finances