Ranomasina Avaratra

Avy amin'i Wikipedia

Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.


Ny eanomasina avaratra ; sarintany ara-pôlitika

Ny ranomasina avaratra dia singan'ny ranomasimbe Atlantika. Any avaratr'i Eoropa no misy azy, manana fivelarana-na 575 000 km2 izy

Betsaka ny sambo mande eo amin'ny ranomasina avaratra, ary misy mpaka solitany sy manjono eo, fa lotoin'ny olona mpaka solitany ilay ranomasina, ary be laotra koa ny trondro alaina amin'io ranomasina io.

Nianjadiana ny heifomba eoropeanina amin'ny lafon'ny fivarotana ny Ranomasina avaratra. Ny Viking indrindra no nanjaka n'io ranomasina io tamin'ny taona 800 hatramin'ny taona 1100. Ny Holandey ary amin'ny farany, ny anglisy no nanjaka n'io ranomasina io. Ankehitriny, betsaka ny lava-tsolitany ampiasain'ny Anglisy sy ny Norvezianina eo amin'ilay ranomasina avaratra.

Votoatiny

[Ovay] Toe-tany

Vitsy ny rano lalina ao amin'ny ranomasina avaratra, ny halalizana hita any atsimony any dia 40 metatra eo. Any antsinanan'i Angletera, misy lembalemba môranika ny Dogger Bank, mihakatra hatreo amin'ny -15 na -30 m eo ; ary be trondro be mihitsy eo

[Ovay] Amorontsirany

[Ovay] Any Norvezy

Any Norovidrovitra ny amorontsiraka antsinanana sy andrefana, satria lalana glacier teo tamin'ny andro ny glasy. Betsaka koa ny dilatra navela ny glasy rehefa ne-nafàna ny andro. Ary mitsoboka anaty ny ranomasina avaratra ny tenimbohitra norvezianina ; ary manome lakandrano izy, tenenina hoe fjord [fjord]. Manome nosy kely koa ny tendrimbohitra mitsoboka.

[Ovay] Any Skôtlandy (Ecosse)

Translation.png   Mila dikaina amin'ny teny malagasy ity lahatsoratra ity, any amin'ny pejin-dresaka ny lahatsoratra tokony dikaina eto amin'ny teny malagasy.

Mbola mety tsy vita na vita an-tàpany ity takelaka ity.
Jereo koa ny pejy hoan'ny mpandika teny raha te-hahazo fanoroana


The eastern Scottish coast is similar, though less severe than Norway. Starting from Flamborough Head in the north east of England, the cliffs become lower and are composed of less resistant moraine, which erodes more easily, so that the coasts have more rounded contours.[

Fanoroana sy fitsipika