Solitany

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ilo avy any anaty tany : soliky ny tany. Azo arehitra izy ka ampiasaina handrehetana jiro ohatra. Ny solitany no avadika ka hahazoana ny lasantsy mampiodina ny fiarakodia.