Fiteny aostroneziana

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Migraciones austronesias.png

Ny fiteny aostroneziana (azo soratana koa aostronezianina, miaraka amin'ny tsindrim-peo na tsia) dia ireo fiteny tenenina any Madagasikara, any Azia Atsimo Andrefana, ao amin'ny ranomasimbe Pasifika ary any Taiwan. Ny isan'ireo fiteny aostroneziana manerana izao tontolo izao doa eo amin'ny 1 268, izany hoe vondrom-piteny faharoa amin'ny resaka isam-piteny, aorian'ny fiteny nizerôkongolesa.

Roa no isan'ny zana-tsokajin'ny fiteny asotroneziana : ny fiteny formôzana, izay tenenina ao Taiwan ; ary ny fiteny malay polinezianina any amin'ny toerana hafa ankohatr'i Taiwan.

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.