Fiteny sinoa
Avy amin'i Wikipedia
Ny fiteny sinoa dia fiteny voasokajy amin'ny fiteny sinô-tibetaina. 1,3 lavitrisa mahery ny isan'ny olona miteny sinoa eto an-tany.