Fiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2010

Avy amin'i Wikipedia
Ny lôgôn'ny fiadiana ny ho tompondaka 2010 any Afrika Atsimo

Ny Fiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2010 (amin'ny fiteny anglisy : 2010 FIFA World Cup, amin'ny fiteny frantsay : Coupe du monde de football de 2010) dia ny fiadiana ny tompondaka faha 19. Izy io dia manomboka amin'ny 11 Jiona 2010 ary mifarana amin'ny 11 Jolay 2010 any Afrika Atsimo. Izy io dia fiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra voalohany mitranga any Afrika. Ny firenena mandray io fiadiana io dia voafidy tamin'ny Mey 2004.

Amin'ny Aogositra 2007 hatramin'ny volana Novambra 2009. Ny ekipan'ny firenena 203 nisoratra anarana tamin'ny fiadiana ho tompondaka erantany dia hanao fifaninanana mba ho voafidy ary mba ho lasa anisan'ny ekipa 31 hififaninana any Afrika Atsimo.

Ny ekipan'i Afrika Atsimo dia tonga dia mahazo toerana avy hatrany noho izy mandray ilay fifaninanana.

Fisafidianana ny toerana itrangàn'ny fiadiana[hanova | hanova ny fango]

Ny fisafidiana ny firenena handray ny fiadiana ho tompondaka erantany amin'ny taranja baolina kitra dia ataon'ny Komity Manapaka an'ny FIFA. Matetika io safidy io mahazo kianina. Tamin'i Orogoay nandray ny fiadiana ho tompondaka eran-tany voalohany, dia efatra monja ny ekipa eoropeana nandray anjara. Ny firenena nandray ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany teo aorian'i Orogoay dia firenena eoropeana. Fa teo indray tsy nanaiky ny firenena tany Amerika. Ary noho izany, tsy nandray anjara tamin'ny Fiadiana ho Tompondaka eran-tany nitranga tany Frantsa ny Arjentina sy ny Orogoay.

Teo aorian'ny Ady lehibe faharoa, nandidy ny FIFA fa mifandimby mandray ny fiadiana ny firenena eoropeana sy ny firenena amerikana, mba tsy hisy bôikôty intsony.

Niova indray ny fomba fisafidiana ny firenena mandray mba ho lany enin-taona alohan'ny tena fitrangan'ny Fiadiana ny mpikamban'ny Federasiona Iraisam-pirenena.

Teo aorian'ny Fiadiana Ho Tompondaka Erantany 2006, nanapa-kevitra ny FIFA mba hahafahan'ny firenena Afrikana handray ny ekipa manerana ny tany amin'ny FHTE 2010. Teo aorian'ny fialàn'ny Libia sy ny Tonizia, ny Komity Manapaka dia nivory tamin'ny 15 Mey 2004 tany Zürich, any Soisa ary nifidy ny Afrika Atsimo tamin'ny alàlan'ny vato efatra ambin'ny folo, folo ho an'i Maroka ary zero ho an' Ejipta. Tamin'ny 7 Jolay 2006 any Alemaina, naseho ny lôgô ho avy an'ilay fiadiana , maneho mpilalao baolina manao daka bisikileta miaraka amin'ny saritan'ny kontinenta afrikana any aoriany.

Fifidianana ny ekipa[hanova | hanova ny fango]

Vola azon'ny ekipa arakaraky ny toerany ao amin'ny filaharana[hanova | hanova ny fango]

Ny tanàna sy kianja[hanova | hanova ny fango]

Rustenburg Pretoria Polokwane (Pietersburg) Nelspruit
Royal Bafokeng Stadium
Isan'ny toerana : 44 530
(kianja namboarina)
Loftus Versfeld Stadium
Isan'ny toerana : 49 365
(kianja namboarina)
Peter Mokaba Stadium
Isan'ny toerana : 45 264
(kianja namboarina)
Mbombela Stadium
Isan'ny toerana : 43 589
(kianja vaovao)
Le stade Loftus Versfeld à Pretoria. Le stade Mbombela à Nelspruit.
Johannesburg
Johannesburg
Soccer City
Capacité prévue : 94 700
(kianja namboarina)
Ellis Park Stadium
Capacité prévue : 62 567
(kianja namboarina)
Le stade Soccer City à Johannesburg.
Le Cap Port Elizabeth Bloemfontein Durban
Green Point Stadium
Isan'ny toerana : 66 005
(kianja vaovao)
Nelson Mandela Bay Stadium
Isan'ny toerana : 46 082
(kianja vaovao)
Free State Stadium
Isan'ny toerana : 45 058
(kianja namboarina)
Moses Mabhida Stadium
Isan'ny toerana : 69 957
(kianja vaovao)
Le stade Green Point au Cap.

Ny ekipa 32[hanova | hanova ny fango]

Vondrona A[hanova | hanova ny fango]

Filaharana Ekipam-pirenena Maty Isa
1  Uruguay 4:0 7
2 Meksika Meksika 3:2 4
3  South Africa 3:5 4
4 Frantsa Frantsa 1:4 1
11 Jiona 2010
Afrika Atsimo Meksika 1:1 (0:0)
11 Jiona 2010
Orogoay Frantsa 0:0 (0:0)
16 Jiona 2010
Afrika Atsimo Orogoay 0:3 (0:1)
17 Jiona 2010
Frantsa Meksika 0:2 (0:0)
22 Jiona 2010
Meksika Orogoay 0:1 (0:1)
22 Jiona 2010
Frantsa Afrika Atsimo 1:2 (0:2)

Vondrona B[hanova | hanova ny fango]

Filaharana Ekipam-pirenena Maty Isa
1 7:1 9
2 Korea Atsimo Korea Atsimo 5:6 4
3 2:5 3
4 Nizeria 3:5 1
11 Jiona 2010
Afrika Atsimo Meksika 2:0 (1:0)
11 Jiona 2010
Orogoay Frantsa 1:0 (1:0)
16 Jiona 2010
Afrika Atsimo Orogoay 4:1 (2:1)
17 Jiona 2010
Frantsa Meksika 2:1 (1:1)
22 Jiona 2010
Meksika Orogoay 0:2 (0:0)
22 Jiona 2010
Frantsa Afrika Atsimo 2:2 (1:1)

Vondrona C[hanova | hanova ny fango]

Vondrona D[hanova | hanova ny fango]

Vondrona E[hanova | hanova ny fango]

Vondrona F[hanova | hanova ny fango]

Vondrona G[hanova | hanova ny fango]

Vondrona H[hanova | hanova ny fango]

Fifaninanana farany[hanova | hanova ny fango]

Statistika[hanova | hanova ny fango]

Eva[hanova | hanova ny fango]

Maskôty[hanova | hanova ny fango]

Ny maskôty ofisialy ny Fiadiana ny ho Tompondaka 2010 dia i Zakumi (teraka tamin'ny 16 Jolay 1994 ; enina ambin'ny folo taona), leopara manana volo maitso. Ny anarany dia avy amin'ny « ZA » kaody iraisam-pirenena ISO 3166-1 ho an' Afrika Atsimo, ary « kumi » anarana midika « folo » amin'ny fiteny afrikana maro.

Ny daty nahaterahan'i Zakumi dia mitovy amin'ny Andron'ny Fahatanorana (Youth Day) ao Afrika Atsimo, andro fahatsiarovana ny rotak'i Soweto. Ary 1994 no taona ny fifidianana tsy manavaka ara-bolo-koditra any Afrika Atsimo.

Hira ofisialy[hanova | hanova ny fango]

Media[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.