Ambatomena (Antsirabe II)

Avy amin'i Wikipedia
Ambatomena
Velarantany NC
Isam-ponina 19 000 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Madagasikara
Faritany Antananarivo
Faritra Vakinankaratra

I Ambatomena (Antsirabe II) dia kaominina malagasy ao amin'ny distrikan'i Antsirabe II, faritra Vakinankaratra. Ny isam-poniny dia 19000 araka ny faminavinana natao tamin'ny taona 2000


Tantara[hanova | hanova ny fango]

{{Ambatomena : Am-(v)ato-mena dia raha atambatra dia Ambatomena, Ara tantara izany dia misy vato mena antsoina hoe " grenat " iny faritra iny sy volamena ,ny mponina ao dia nisy vaky tazo taorian'ny ady lehibe faharoa " Grippe Espagnole " , dia nitsoaka namonjy io vohitra io ny mponina sasany tany Imerina }}.