Afrika Atsimo-Atsinanana

Avy amin'i Wikipedia
Farihy Malawi

I Afrika Atsimo-Atsinanana dia faritra aty Afrika manelanelana an' i Afrika Atsinanana sy Afrika Atsimo, izay ahitana ireto firenena ireto: Bôtsoana, Borondy, Esoatiny, Kenia, Lesôtô, Malaoy, Môzambika, Tanzania, Afrika Atsimo, Oganda, Zambia ary Zimbaboe ao amin' ny tanibe, miaraka amin' ireo nosy Madagasikara, Maorisy, La Réunion, ireo nosy Kômôro, ary tao koa i Mayotte.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]