4 Aogositra

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Aogositra
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30 31        
  • 1944: nisamborana an' i Anne Frank.
    Tratra ary nosamborin'ny miaramila nazista - ny Gestapo - rehefa niafina nandritra ny roa taona i Anne Frank sy ny fianakaviany. Maty tamin'ny volana martsa 1945 izy, tao amin'ny tobin'i Bergen-Belsen, Alemaina. Miep Gies, naman'ny fianakaviany, no nahita ny diarin'i Anne Frank ka nanome azy an-drainy, Otto Frank, izay hany sisa tafavoaka velona ny toby.

[hanova] Fahaterahana

Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana
Amin'ny tenim-pirenena hafa