12 Aogositra

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Aogositra
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30 31        
  • 2000: rendrika ny "Koursk", ilay sambo mpisitrika sovietika.
    Rendrika tany amin'ny ranomasin'i Barents, any avaratra-andrefan'i Rosia ny sambo mpisitrika sovietika "Koursk", ka aina 118 no nafoy tamin'izany. Efa ny 21 aogositra vao nanaiky ny fanampiana avy any ivelany ny fitondrana rosiana, ka ny noverziana no nandeha nidina tany amin'ny 108 m tany ambany ranomasina, saingy tsy nisy azo nantenaina ny hanavotana ny aina.