3 Aogositra

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Aogositra
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30 31        
  • 1992: nohelohin'ny Firenena mikambana ny "fanadiovana ara-poko" tao Bosnia.
    Nandritra ny adim-poko nitranga teo amin'ny Serba, ny Kroata ary ny Silamo taorian'ny nanambarana ny fahaleovantenan'i Boznia-Erzegovina, dia nanangana toby fampijaliana an'ireo Silamo sy Kroata ny Serba : tobin'ny fahafatesana, ka io toby io no nohelohin'ny Firenena mikambana ampahibemaso.

Fahaterahana[hanova | hanova ny fango]