21 Aogositra

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Aogositra
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30 31        
  • 1911: nisy nangalatra tao amin'ny Louvre ny La Joconde.
    Ny Mona Lisa, na "La Joconde", ilay sary hosodoko malaza nataon'i Léonard de Vinci tamin'ny fiandohan'ny taonjato faha-XVI, ary napetraka haseho vahoaka tao Louvre nanomboka tamin'ny taona 1804, dia nanjavona tamin'io andro io, ka Guillaume Appolinaire no voaendrikendrika tamin'izany.
    Roa taona taty aoriana dia hita tany Florence ilay hosodoko. Voasambotra noho izany i Vincenzo Perugia, mpandoko trano, raha saika hivarotra ilay izy tamin'ny mpivarotra zavatra antitra.