16 Aogositra
Avy amin'i Wikipedia
- 1861: Niamboho tamin'ny faha-73 taonany ny Mpanjakavavy Ranavalona I.
- 1977: nodimandry tamin'ny faha-42 taonany ilay Mpanjakan'ny Rock'n roll Elvis Presley.